Fizarana Prix fin d’année 2024 : Ny « Conseils des parents » no tena nikarakara ny fanomanana ny Prix ny ankizy isaky ny kilasy raha ny teto Andoharano.
Ireo nahazo Prix : ny Major isaky ny niveau, ny Prix fahendrena sy Katesizy ary ny 05 voalohany tao an-dakilasy.