St Michel
Rakitsary vitsivitsy nanamarika ny fankalazana ny noelin’ny ankizy 2024, Izay notanterahina teto amin’ny kolejy Masina Misely Amparibe. Ahitana ireo kilasy Maternelle, 7ème ary Parascolaire.