St Michel

Zoma 21 Jona 2024: 

Lamesa famaranana ny taom-pianarana sy famindrana ny Faneva teo amin’ny kilasy CM2 sy CM1.

 Ny kilasy CM2 hiakatra no namindra ny Faneva ho an’ireo zandry CM1 handimby toerana ireo Zoky.

 

Ireto avy izy mianadahy major tao amin’ny kilasy CM2 sy CM1 no nanolotra sy nandray ny Faneva. 

CM2: ALISALAMA Andriamanjaka Salomon

CM1: RAOBADIA Hariniaina Carina

 

St michel – Andoharano.