FAMINDRANA FANEVA - FIZARANA PRIX - FIARAHABANA IREO MPAMPIANATRA
Sabotsy 4 juillet 2026 : Famindrana Faneva ho an’ny kilasy 8ème sy 7ème ka ny Major tao @ kilasy 8ème II sy 7ème IV no nandray izany. Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipiscing elit. Ut elit tellus, luctus nec ullamcorper mattis, pulvinar dapibus leo.
Misy ihany koa ireo mpampianatra nahavita be teto amin’ny fokontany Andoharano ka nisaotra azy ireo ny fianakaviam-ben’ny fokontany Andoharano. Mankasitraka Mme Volasoa sy Mme Joram tamin’ireo soa sy ny fitiavana nomenareo anay.
Farany fizarana Prix ho an’ireo ankizy isaky.ny kilasy : Prix Major isaky ny niveau, Prix Fahendrena, Prix Katesizy ary ireo 5 premiers. Ankoatr’ireo dia nahazo Kitapo ny ankizy tsirairay.
Nisy ihany koa ireo nahazo médaille tamin’ny match inter-classe ka natao tamin’ny fetin’ny Kolejy ny famaranana.