FANAVAOZANA EFITRANO ETO ANDOHARANO –
ST MICHEL AMPARIBE
Md Ignasy : « Manao ny tsaratsara kokoa hatrany ».
Io teny manentana io no fomba fiasa eo amin’ny sehatra iasan’ny fikambanan’Jesoa rehetra. Araka izany dia indro misy sary fanehoana mahakasika ny aasa izay fanatsarana izay atao eto amin’ny fokontany Andoharano. Ity trano ity dia trano nohavaozina ka misy efitrano karazany telo : oratoire, salle des profs, ary birao. Mbola eo andalam-panamboarana izany amizao fotoana izao.
Mankahery hatrany ireo tompon’andraikitra amin’ny fanatsarana izay atao.





