St Michel

LAMESA FANDRAISANA SAKRAMENTAN’NY EOKARISTIA SY FANOLORANA MARIM-PAKASITRAHANA

LAMESA FANDRAISANA SAKRAMENTAN’NY EOKARISTIA SY FANOLORANA MARIM-PAKASITRAHANA

Tontosa ny  Asabotsy 12 Oktobra 2024 tao amin’ny Grande Chapelle, Saint Michel Amparibe ny  Lamesa fandraisana sy fanolorana marim-pankasitrahana ireo ankizy rehetra nandray ny Sakramentan’ny Eokaristia tamin’iny taom-pianarana lasa iny. Lamesa izay notarihin’i Père Spirituel : Jean Aimé RANDRIANIRINA sj. Niarahana tamin’ireo Masera Mpiandraikitra eto Andoharano(Primaire) sy ireo Mpanabe ary ny Conseils des parents.