St Michel

TETIHARANA

Ny TETIHARANA dia entina indrindra tsy hanadinoina na hampatsiahivana sy hitantarana ny ireo Révérend Père Jésuites izay nifandimby nitondra sy hitondra eto amin’ny Kolejy, ahitana ny daty sy ny fotoana ny amin’ny zava-niseho teto amin’ny Kolejy sy ny firenena. Entina hitantarana ny zava-bita sy nitsangana nataon’ireo mpitantana teto amin’ny Kolejy. Ny fivoaran’ny isan’ny ireo mpianatra nandalo nobeazina teto.