St Michel

FANKALAZANA NY NOELIN'NY ANKIZY TAO AMIN'NY FOKONTANY ANDOHARANO - ST MICHEL

Rakitsary vitsivitsy nanamarika ny fankalazana ny noelin’ny ankizy 2024, Izay notanterahina teto amin’ny kolejy Masina Misely Amparibe. Ahitana ireo kilasy Maternelle, 7ème ary Parascolaire.