St Michel

"ANDOHARANO MIFETY : FIHAVANANA - FANANTENANA"

Fetin’ny Mpianatra sy ny Mpampianatra natao ny Sabotsy 5 sy Alahady 6 Aprily 2025. Fankalazana fanao isan-taona nomena ny lohahevitra hoe : « ANDOHARANO MIFETY : FIHAVANANA – FANANTENANA ». Nandray anjara tamin’izany ny kilasy rehetra nanomboka Maternelle hatramin’ny 7ème. Teo ihany koa ireo mpanabe izay anisan’ny nanafana ny fety. Nisy koa ny fandraisanajaran’ireo solon-tenan’ny RAD ao amin’ny « Conseil des parents.