FANKALAZANA NY FAHA 137 TAONAN'NY KOLEJY MASINA MISELY AMPARIBE
Tontosa ny 30,31 May ary 01 Jolay 2025 ny fetin’ny Kolejy Masina Misely Amparibe, toy ny fanao isan-taona dia nahitana kilalao, « stand », seho isakarazany, ny andro roa voalohany, ary nofaranana tamin’ny lamesa sy « défilé » kosa ny Alahady 01 Jolay 2025.
Isany nanamarika ny fety ny fiarahamientan’ireo maintimolaly sy ny Ray aman-dReny izay nanotrona sy nanome voninahitra ireo andro manandanja ho an’ny Kolejy ireo.


































