FISITAHANA MASINA – FOKONTANY ANKETSA – KILASY FAHA 6
Notanterahana ny Alatsinainy 23 Febroary 2026 tao Soavimbahoaka ny fisitahana masina teo amin’ny kilasy faha-6, Kolejy Masina Misely, niaraka tamin’ny Père spirituel sy ireo mpampianatra.
Nifantoka tamin’ny fivavahana sy fifantohantsaina ny fotoana, ary fampianarana izay notarihan’I Mopera Jean Aimé momban’ny karemy.