Tontosa ny Alarobia 12 Jona 2024 teo ny lamesa Fitsofan-drano ireo ankizy ao amin’ny kilasy CM2 hanala fanadinam-panjakana CEPE ho an’ny taom-pianarana 2023-2024.
Lamesa notarihin’i Révérend Père Spirituel RANDRIANIRINA Jean Aimé sj, izay notanterahina teto amin’ny kolejy Md Misely Amparibe.