St Michel

ST MICHEL AMPARIBE : TAOM-BAOVAO MALAGASY

Sary nandritry ny taom-baovao malagasy teto amin’ny Kolejy St Michel Amparibe, ny taona 2026

sady fankalazana ny fetin’i Md Josefa mpiaro ny Masera ao amin’ny Fikambanana Aoste 

tompon’andraikitra eto amin’ny fokontany Andoharano.