St Michel

FANAVAOZANA EFITRANO ETO ANDOHARANO – ST MICHEL AMPARIBE

FANAVAOZANA EFITRANO ETO ANDOHARANO – ST MICHEL AMPARIBE Md Ignasy : « Manao ny tsaratsara kokoa hatrany ».  Io teny manentana io no fomba fiasa eo amin’ny sehatra iasan’ny fikambanan’Jesoa rehetra. Araka izany dia indro misy sary fanehoana mahakasika ny aasa izay fanatsarana izay atao eto amin’ny fokontany Andoharano. Ity trano ity dia trano nohavaozina ka misy efitrano […]

ST MICHEL AMPARIBE – FANOKAFANA NY TAOM-PIANARANA 2024-2025

Ny Asabotsy 07 Septambra 2024 no nanatanterahana ny fampiofanana ireo fianakaviamben’ny kolejy eto amin’ny St michel amparibe, izay ahitana ireo Mpiasa sy mpandraraharaha ary mpampianatra, sy ireo zezoita, izay notarihan’i Rektoran’ny kolejy RAKOTOZAFIMAHERY Christophe Alfred sj. Toy izao ny fandaharam-potoana tao anatin’izany : –         Fampahafantarana ireo mpiasa, mpampianatra sy relijiozy vaovao; –         Fampahafantarana ny CPO(Corps […]

FIZARANA PRIX FIN D’ANNEE 2024

Fizarana Prix fin d’année 2024 : Ny « Conseils des parents » no tena nikarakara ny fanomanana ny Prix ny ankizy isaky ny kilasy raha ny teto Andoharano. Ireo nahazo Prix : ny Major isaky ny niveau, ny Prix fahendrena sy  Katesizy ary ny 05 voalohany tao an-dakilasy.

Famindrana ny Faneva teo amin’ny kilasy CM2 sy CM1.

Zoma 21 Jona 2024:  Lamesa famaranana ny taom-pianarana sy famindrana ny Faneva teo amin’ny kilasy CM2 sy CM1.  Ny kilasy CM2 hiakatra no namindra ny Faneva ho an’ireo zandry CM1 handimby toerana ireo Zoky.   Ireto avy izy mianadahy major tao amin’ny kilasy CM2 sy CM1 no nanolotra sy nandray ny Faneva.  CM2: ALISALAMA Andriamanjaka […]

FITSOFANDRANO IREO ANKIZY CM2 HIATRIKA CEPE

Tontosa ny Alarobia 12 Jona 2024 teo ny lamesa Fitsofan-drano ireo ankizy ao amin’ny kilasy CM2 hanala fanadinam-panjakana CEPE ho an’ny taom-pianarana 2023-2024. Lamesa notarihin’i Révérend Père Spirituel RANDRIANIRINA Jean Aimé sj, izay notanterahina teto amin’ny kolejy Md Misely Amparibe.  

Fankalazana ny fetin’ny kolejy Md Misely Amparibe

FANKALAZANA NY FETIN’NY KOLEJY MASINA MISELY TAOM-PIANARANA 2023-2024. Tontosa ny Alakamisy 09 Mai 2024 hatramin’ny Alahady 12 Mai lasa teo ny Fankalazana ny fetin’ny kolejy Masina Misely.Nosokafana tamin’ny Sorona Masina lehibe izany ary narahana fanentanana maro samihafa.Nisy ny fihaonana ara-panatanjahatena, ny Stand maro samihafa, fampiratiana ireo asa tànan’ny ankizy, ary ny kilalao maro isankarazany.Izany rehetra […]