FILAZANA – SPORT ST MICHEL- JONA 2025
FOKONTANY ANDOHARANO

« ANDOHARANO MIFETY : FIHAVANANA – FANANTENANA » Fetin’ny Mpianatra sy ny Mpampianatra natao ny Sabotsy 5 sy Alahady 6 Aprily 2025. Fankalazana fanao isan-taona nomena ny lohahevitra hoe : « ANDOHARANO MIFETY : FIHAVANANA – FANANTENANA ». Nandray anjara tamin’izany ny kilasy rehetra nanomboka Maternelle hatramin’ny 7ème. Teo ihany koa ireo mpanabe izay anisan’ny nanafana ny fety. Nisy […]
FILAZANA SPORTS – ST MICHEL
FILAZANA – ST MICHEL

ILAZANA ISIKA REHETRA FA TSY MISOKATRA NY ECONOMAT MANOMBOKA NY ALATSINAINY 14 APRILY 2025. MIVERINA MISOKATRA NY ALATSINAINY 28 APRILY 2025.
SCOJEM 7 – 2025
Rencontre culturelle Japon-Madagascar : Musique, calligraphie et traditions au Collège Saint Michel Amparibe

Spectacle d’échange culturel Japon-Madagascar au Collège Saint Michel Amparibe » avec la présence de l’Ambassadeur du Japon à Madagascar. Le « FMJ » personnel de soutien du Collège Saint Michel Amparibe vous invitent à un évènement exceptionnel célebrant les cultures japonaise et malagasy. Au programme: Dama Mahaleo avec des chansons Malagasy et démonstration et initiation en calligraphie Japonaise, […]
NOELIN’NY ANKIZY – FOKONTANY ANDOHARANO

FANKALAZANA NY NOELIN’NY ANKIZY TAO AMIN’NY FOKONTANY ANDOHARANO – ST MICHEL Rakitsary vitsivitsy nanamarika ny fankalazana ny noelin’ny ankizy 2024, Izay notanterahina teto amin’ny kolejy Masina Misely Amparibe. Ahitana ireo kilasy Maternelle, 7ème ary Parascolaire.
SARY NANDRITRA NY LAMESA FANOKAFANA NY TAOM-PIANARANA 2024-2025 HO AN’IREO MPIANATRA AO AMIN’NY U-MAGIS

SARY NANDRITRA NY LAMESA FANOKAFANA NY TAOM-PIANARANA 2024-2025 HO AN’IREO MPIANATRA AO AMIN’NY « U-MAGIS » ST MICHEL AMPARIBE. IZAY NOTONTOSAINA NY ASABOTSY 09 NOVAMBRA 2024.
FOKONTANY ANDOHARANO : NANAO FISITAHANA MASINA TAO ANALAMAHINTSY IREO MPIANATRA.

FOKONTANY ANDOHARANO : NANAO FISITAHANA MASINA TAO ANALAMAHINTSY IREO MPIANATRA. Fisitahana masina na “Recollection” nataon’ny mpianatra eto anivon’ny Kolejy Masina Misely, izay ao amin’ny fokontany Andoharano na Primaire, teny Analamahitsy-Antananarivo no nanatanterahana izany, tao amin’ny « Maison Saint Joseph » tamin’ity taom-pianarana 2024. Ny herinandron’ny 7 Oktobra 2024, nandeha isaky ny “niveau” ny fanatanterahana izany ka toy […]
LAMESA FANDRAISANA SAKRAMENTAN’NY EOKARISTIA SY FANOLORANA MARIM-PAKASITRAHANA

LAMESA FANDRAISANA SAKRAMENTAN’NY EOKARISTIA SY FANOLORANA MARIM-PAKASITRAHANA LAMESA FANDRAISANA SAKRAMENTAN’NY EOKARISTIA SY FANOLORANA MARIM-PAKASITRAHANA Tontosa ny Asabotsy 12 Oktobra 2024 tao amin’ny Grande Chapelle, Saint Michel Amparibe ny Lamesa fandraisana sy fanolorana marim-pankasitrahana ireo ankizy rehetra nandray ny Sakramentan’ny Eokaristia tamin’iny taom-pianarana lasa iny. Lamesa izay notarihin’i Père Spirituel : Jean Aimé RANDRIANIRINA sj. Niarahana […]