St Michel

FAMINDRANA FANEVA – FIZARANA PRIX – FIARAHABANA MPAMPIANATRA

FAMINDRANA FANEVA – FIZARANA PRIX – FIARAHABANA IREO MPAMPIANATRA Sabotsy 4 juillet 2026 : Famindrana Faneva ho an’ny kilasy 8ème sy 7ème ka ny Major tao @ kilasy 8ème II sy 7ème IV no nandray izany.Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipiscing elit. Ut elit tellus, luctus nec ullamcorper mattis, pulvinar dapibus leo. Misy ihany […]

FETIN’NY MPIANATRA SY MPAMPIANATRA ANDOHARANO TAONA 2026

FETIN’NY MPIANATRA SY MPAMPIANATRA ANDOHARANO – ST MICHEL AMPARIBE – TAONA 2026 Toy ny fanao isan-taona dia notanterahana ny 25-26 Avril teo Fetin’ny mpianatra sy mpampianatra teto Andoharano, kolejy St Michel Amparibe, taona 2026.  Sary fanehoana vitsivitsy.

ST MICHEL AMPARIBE : TAOM-BAOVAO MALAGASY

ST MICHEL AMPARIBE : TAOM-BAOVAO MALAGASY Sary nandritry ny taom-baovao malagasy teto amin’ny Kolejy St Michel Amparibe, ny taona 2026 sady fankalazana ny fetin’i Md Josefa mpiaro ny Masera ao amin’ny Fikambanana Aoste  tompon’andraikitra eto amin’ny fokontany Andoharano.

FISITAHANA MASINA – FOKONTANY ANKETSA – KILASY FAHA 6

FISITAHANA MASINA – FOKONTANY ANKETSA – KILASY FAHA 6 Notanterahana ny Alatsinainy 23 Febroary 2026 tao Soavimbahoaka ny fisitahana masina teo amin’ny kilasy faha-6, Kolejy Masina Misely, niaraka tamin’ny Père spirituel sy ireo mpampianatra. Nifantoka tamin’ny fivavahana sy fifantohantsaina ny fotoana, ary fampianarana izay notarihan’I Mopera Jean Aimé momban’ny karemy.

🎉 Fête de la Division Sixième au Collège Saint Michel Amparibe

Fête de la Division Sixième au Collège Saint Michel Amparibe Les élèves de la division sixième du Collège Saint Michel Amparibe ont célébré leur fête annuelle dans une ambiance conviviale et festive au sein de la salle de fête de l’établissement. Le 23 janvier 2026, les préparatifs ont débuté par une séance de répétition réunissant […]

FIFAMPIARAHABANA ST MICHEL 2026, FMJ sy FMK.

FIFAMPIARAHABANA 2026, ST MICHEL, FMJ sy FMK. Notanterahina ny Asabotsy 31 Janoary 2026 ny fihaonan’ny Père Provincial, tamin’ny fianakaviambe eto amin’ny Kolejy Masina Misely, ahitana ireo Zezoita sy fikambanan’ny Mpiasa sy Mpandraharaha ary solontena avy amin’ny conseil des Parents. Nizara efatra lehibe ny fandaharam-potoana tamizany ka ny voalohany dia ny nizaran’ny P. Provincial ireo foto-kevitra […]

SANDRA-PEO

SANDRA-PEO Antko mpihira : « ANDOHARANO MIDERA » Alahady 22 Jona 2025, amin’ny 2 ora tolakandro, Salle des fêtes Andoharano. Tapakila 10 000 ar.

FANKALAZANA NY 137 TAONA

FANKALAZANA NY FAHA 137 TAONAN’NY KOLEJY MASINA MISELY AMPARIBE Tontosa ny 30,31 May ary 01 Jolay 2025 ny fetin’ny Kolejy Masina Misely Amparibe, toy ny fanao isan-taona dia nahitana kilalao, « stand », seho isakarazany, ny andro roa voalohany, ary nofaranana tamin’ny lamesa sy « défilé » kosa ny Alahady 01 Jolay 2025.   Isany nanamarika ny fety ny […]